19 “Ary raha misy olona mandre izay voalazan’ity fianianana ity,+ ary mikasa handripaka ny tany azon-drano sy ny tany karakaina, sady mirehareha anakampo hoe: ‘Hiadana ihany aho+ na dia hanaraka ny ditran’ny foko+ aza’,
17 Hantsoina hoe ny seza fiandrianan’i Jehovah i Jerosalema+ amin’izany andro izany, ka any no hanangonana ny firenena rehetra+ mba hankalazaina any ny anaran’i Jehovah.+ Ary tsy handeha araka ny ditran’ny fo ratsiny+ intsony izy ireo.”