1 Mpanjaka 8:29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 Ary aoka ianao hijery+ an’ity trano ity andro aman’alina, eny, hijery an’ilay toerana nolazainao hoe: ‘Ho ao ny anarako’,+ ka hihaino ny vavaka ataon’ny mpanomponao manandrify an’ity toerana ity.+ Salamo 31:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Aoka ianao hanongilan-tsofina hihaino ahy.+Afaho haingana aho.+Aoka ianao ho vatolampy fiarovana mafy ho ahy,+Sy ho trano voaro mafy mba hahavoavonjy ahy.+ Salamo 65:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Ry Mpihaino vavaka ô, ianao no hohatonin’ny karazan’olona rehetra.+
29 Ary aoka ianao hijery+ an’ity trano ity andro aman’alina, eny, hijery an’ilay toerana nolazainao hoe: ‘Ho ao ny anarako’,+ ka hihaino ny vavaka ataon’ny mpanomponao manandrify an’ity toerana ity.+
2 Aoka ianao hanongilan-tsofina hihaino ahy.+Afaho haingana aho.+Aoka ianao ho vatolampy fiarovana mafy ho ahy,+Sy ho trano voaro mafy mba hahavoavonjy ahy.+