2 Samoela 22:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Andriamanitro no vatolampiko.+ Hialoka aminy aho,Fa izy no ampingako+ sy tandroka+ famonjena ahy, tendrombohitra fandosirako,+Toerana fandosirako,+ ary Mpamonjy ahy.+ Mamonjy ahy amin’ny herisetra ianao.+ Salamo 18:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 I Jehovah no harambatoko sy fiarovana mafy ho ahy ary Mpanafaka ahy.+Andriamanitro no vatolampiko. Hialoka aminy aho,+Fa izy no ampingako sy tandroka famonjena ahy, tendrombohitra fandosirako.+ Salamo 94:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Ho tendrombohitra fandosirako anefa i Jehovah,+Ary ho vatolampy fialofako ny Andriamanitro.+
3 Andriamanitro no vatolampiko.+ Hialoka aminy aho,Fa izy no ampingako+ sy tandroka+ famonjena ahy, tendrombohitra fandosirako,+Toerana fandosirako,+ ary Mpamonjy ahy.+ Mamonjy ahy amin’ny herisetra ianao.+ Salamo 18:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 I Jehovah no harambatoko sy fiarovana mafy ho ahy ary Mpanafaka ahy.+Andriamanitro no vatolampiko. Hialoka aminy aho,+Fa izy no ampingako sy tandroka famonjena ahy, tendrombohitra fandosirako.+ Salamo 94:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Ho tendrombohitra fandosirako anefa i Jehovah,+Ary ho vatolampy fialofako ny Andriamanitro.+
2 I Jehovah no harambatoko sy fiarovana mafy ho ahy ary Mpanafaka ahy.+Andriamanitro no vatolampiko. Hialoka aminy aho,+Fa izy no ampingako sy tandroka famonjena ahy, tendrombohitra fandosirako.+