Ohabolana 30:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Misy taranaka manana fijery tena mianjonanjona. Ary miandranandrana ny masony.+ Isaia 37:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Mihantsy+ an’iza ianao, ary manevateva+ an’iza?Mampiaka-peo amin’iza ianao,+Ary mampiandranandrana ny masonao+ amin’iza?Tsy amin’iza fa amin’Ilay Masin’ny Israely!+
23 Mihantsy+ an’iza ianao, ary manevateva+ an’iza?Mampiaka-peo amin’iza ianao,+Ary mampiandranandrana ny masonao+ amin’iza?Tsy amin’iza fa amin’Ilay Masin’ny Israely!+