1 Mpanjaka 21:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Koa lazao aminy hoe: ‘Izao no nolazain’i Jehovah: “Sady namono+ olona ve ianao no naka fananan’olona?”’+ Lazao aminy koa hoe: ‘Izao no nolazain’i Jehovah: “Eo amin’izay nilelafan’ny alika ny ran’i Nabota no hilelafan’ny alika ny ranao, eny, ny ranao io mihitsy.”’”+ 1 Mpanjaka 21:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Ary hataoko sahala amin’ny ankohonan’i Jeroboama+ zanak’i Nebata ny ankohonanao, eny, hataoko sahala amin’ny ankohonan’i Basa+ zanak’i Ahia, noho ny nanaovanao izay hampahatezitra ahy sady nampanotanao ny Israely.’+ 2 Mpanjaka 9:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Ary vonoy ho faty ny ankohonan’i Ahaba tomponao, fa hovaliako+ ny ran’ireo mpaminany mpanompoko sy ny ran’ny mpanompon’i Jehovah rehetra nalatsak’i Jezebela.+ 2 Mpanjaka 9:36 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 36 Rehefa niverina nilaza izany tamin’i Jeho izy ireo, dia hoy izy: “Izao no teny nolazain’i Jehovah tamin’ny alalan’i+ Elia Tisbita mpanompony: ‘Ao amin’ilay sombin-tany eto Jezirela no hihinanan’ny alika ny nofon’i Jezebela.+
19 Koa lazao aminy hoe: ‘Izao no nolazain’i Jehovah: “Sady namono+ olona ve ianao no naka fananan’olona?”’+ Lazao aminy koa hoe: ‘Izao no nolazain’i Jehovah: “Eo amin’izay nilelafan’ny alika ny ran’i Nabota no hilelafan’ny alika ny ranao, eny, ny ranao io mihitsy.”’”+
22 Ary hataoko sahala amin’ny ankohonan’i Jeroboama+ zanak’i Nebata ny ankohonanao, eny, hataoko sahala amin’ny ankohonan’i Basa+ zanak’i Ahia, noho ny nanaovanao izay hampahatezitra ahy sady nampanotanao ny Israely.’+
7 Ary vonoy ho faty ny ankohonan’i Ahaba tomponao, fa hovaliako+ ny ran’ireo mpaminany mpanompoko sy ny ran’ny mpanompon’i Jehovah rehetra nalatsak’i Jezebela.+
36 Rehefa niverina nilaza izany tamin’i Jeho izy ireo, dia hoy izy: “Izao no teny nolazain’i Jehovah tamin’ny alalan’i+ Elia Tisbita mpanompony: ‘Ao amin’ilay sombin-tany eto Jezirela no hihinanan’ny alika ny nofon’i Jezebela.+