25 Ary hoy i Jeho tamin’i Bidkara, manamboninahitra lefiny:+ “Batao izy, ary atsipazo eo amin’ny sombin-tanin’i Nabota Jezirelita.+ Tadidio fa tamin’izaho sy ianao samy nitaingina kalesy iny, fony isika nanaraka an’i Ahaba rainy, dia nilaza izao fanamelohana+ azy izao i Jehovah: