17 Ary nivavaka i Elisa+ hoe: “Jehovah ô, ampahirato re ny masony+ mba hahitany e!” Avy hatrany dia nampahiratin’i Jehovah ny mason’ilay mpanompo, ka nahita izy. Ary indreo feno soavaly sy kalesy afo+ ny faritra be tendrombohitra manodidina an’i Elisa.+
8 Amin’ny renirano ve, Jehovah ô, amin’ny renirano ve ianao no tezitra mafy?+ Sa misafoaka amin’ny ranomasina ianao?+ Fa nitaingina ny soavalinao ianao,+ ary ny kalesinao no nitondra famonjena.+