Salamo 145:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Tsara fanahy sy mamindra fo i Jehovah,+Ary tsy mora tezitra sady be hatsaram-panahy feno fitiavana.+ 2 Korintianina 1:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Hisaorana anie Andriamanitra Rain’i+ Jesosy Kristy Tompontsika, Rain’ny fangorahana+ sy Andriamanitry ny fampiononana+ rehetra! Efesianina 2:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Fa manankarena famindram-po Andriamanitra,+ ary noho ny fitiavany lehibe izay nitiavany antsika+
8 Tsara fanahy sy mamindra fo i Jehovah,+Ary tsy mora tezitra sady be hatsaram-panahy feno fitiavana.+
3 Hisaorana anie Andriamanitra Rain’i+ Jesosy Kristy Tompontsika, Rain’ny fangorahana+ sy Andriamanitry ny fampiononana+ rehetra!