Ohabolana 16:33 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 33 Eo am-pofoana no anaovana antsapaka,+ fa ny fanapahan-kevitra rehetra avy amin’izany kosa dia avy amin’i Jehovah.+ Ohabolana 18:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Mampitsahatra fifandirana ny antsapaka,+ sady mamaha olana eo amin’ny samy matanjaka.+ Asan’ny Apostoly 1:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 Dia nanaovany antsapaka+ izy roa lahy, ka i Matia no voafidy hanampy isa an’ireo apostoly iraika ambin’ny folo.+
33 Eo am-pofoana no anaovana antsapaka,+ fa ny fanapahan-kevitra rehetra avy amin’izany kosa dia avy amin’i Jehovah.+
26 Dia nanaovany antsapaka+ izy roa lahy, ka i Matia no voafidy hanampy isa an’ireo apostoly iraika ambin’ny folo.+