Deoteronomia 1:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Koa nalaiko ireo lehiben’ny fokonareo ireo, dia lehilahy hendry sy za-draharaha, ka nataoko ho lehibenareo: Lehiben’ny arivo sy lehiben’ny zato sy lehiben’ny dimampolo sy lehiben’ny folo ary mpiadidy teo amin’ny fokonareo.+
15 Koa nalaiko ireo lehiben’ny fokonareo ireo, dia lehilahy hendry sy za-draharaha, ka nataoko ho lehibenareo: Lehiben’ny arivo sy lehiben’ny zato sy lehiben’ny dimampolo sy lehiben’ny folo ary mpiadidy teo amin’ny fokonareo.+