Genesisy 49:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Ny tehim-panjakana tsy hiala amin’i Joda,+ ary ny tehim-pahefana tsy hiala eo anelanelan’ny tongony, mandra-pahatongan’i Silo.+ Ary hankatò an’i Silo ireo firenena.+ 1 Tantara 5:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Ary ambony noho ny rahalahiny i Joda,+ ka izy no niavian’ilay mpitarika,+ nefa lasan’i Josefa kosa ny zon’ny lahimatoa.+ Salamo 60:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Ahy i Gileada, ary ahy koa i Manase,+Ary i Efraima kosa fiarovana mafy ho an’ilay lehibe notendreko.I Joda no ataoko tehim-pahefana.+
10 Ny tehim-panjakana tsy hiala amin’i Joda,+ ary ny tehim-pahefana tsy hiala eo anelanelan’ny tongony, mandra-pahatongan’i Silo.+ Ary hankatò an’i Silo ireo firenena.+
2 Ary ambony noho ny rahalahiny i Joda,+ ka izy no niavian’ilay mpitarika,+ nefa lasan’i Josefa kosa ny zon’ny lahimatoa.+
7 Ahy i Gileada, ary ahy koa i Manase,+Ary i Efraima kosa fiarovana mafy ho an’ilay lehibe notendreko.I Joda no ataoko tehim-pahefana.+