9 Taorian’izany, dia nahita aho, ary nisy vahoaka be+ tsy tambo isaina, avy tamin’ny firenena+ sy foko sy vahoaka+ ary fiteny+ rehetra, nitsangana teo anoloan’ny seza fiandrianana+ sy teo anatrehan’ny Zanak’ondry, nanao akanjo+ fotsy lava, ary nisy sampana palmie+ teny an-tanany.