Salamo 37:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Aoka koa ianao ho finaritra tanteraka amin’i Jehovah,+Dia homeny anao izay irin’ny fonao.+ Salamo 73:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Manana an’iza moa aho any an-danitra?+Ary tsy misy mahafinaritra ahy eto an-tany, afa-tsy ianao.+