2 Mpanjaka 15:32 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 32 Tamin’ny taona faharoa nanjakan’i Peka zanak’i Remalia mpanjakan’ny Israely, no lasa mpanjaka i Jotama+ zanak’i Ozia+ mpanjakan’ny Joda. 2 Tantara 27:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 Dimy amby roapolo taona i Jotama+ tamin’izy nanomboka nanjaka, ary enina ambin’ny folo taona no nanjakany tany Jerosalema. Ny anaran-dreniny dia Jerosa,+ zanak’i Zadoka. Isaia 1:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 1 Ny fahitana+ azon’i Isaia+ zanak’i Amoza momba an’i Joda sy Jerosalema, tamin’ny andron’i Ozia,+ Jotama,+ Ahaza,+ ary Hezekia,+ izay samy mpanjakan’ny Joda:+ Hosea 1:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 1 Ny tenin’i Jehovah+ izay tonga tamin’i Hosea+ zanak’i Bery, tamin’ny andron’i+ Ozia,+ sy Jotama,+ sy Ahaza,+ ary Hezekia,+ izay samy mpanjakan’ny Joda, sy tamin’ny andron’i Jeroboama+ zanak’i Joasy,+ mpanjakan’ny Israely. Mika 1:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 1 Ny tenin’i Jehovah izay tonga tamin’i Mika+ avy any Moreseta, tamin’ny andron’i Jotama,+ sy Ahaza,+ ary Hezekia,+ izay samy mpanjakan’ny Joda,+ eny, ny teny nambara taminy tao amin’ny fahitana momba an’i Samaria+ sy Jerosalema:+
32 Tamin’ny taona faharoa nanjakan’i Peka zanak’i Remalia mpanjakan’ny Israely, no lasa mpanjaka i Jotama+ zanak’i Ozia+ mpanjakan’ny Joda.
27 Dimy amby roapolo taona i Jotama+ tamin’izy nanomboka nanjaka, ary enina ambin’ny folo taona no nanjakany tany Jerosalema. Ny anaran-dreniny dia Jerosa,+ zanak’i Zadoka.
1 Ny fahitana+ azon’i Isaia+ zanak’i Amoza momba an’i Joda sy Jerosalema, tamin’ny andron’i Ozia,+ Jotama,+ Ahaza,+ ary Hezekia,+ izay samy mpanjakan’ny Joda:+
1 Ny tenin’i Jehovah+ izay tonga tamin’i Hosea+ zanak’i Bery, tamin’ny andron’i+ Ozia,+ sy Jotama,+ sy Ahaza,+ ary Hezekia,+ izay samy mpanjakan’ny Joda, sy tamin’ny andron’i Jeroboama+ zanak’i Joasy,+ mpanjakan’ny Israely.
1 Ny tenin’i Jehovah izay tonga tamin’i Mika+ avy any Moreseta, tamin’ny andron’i Jotama,+ sy Ahaza,+ ary Hezekia,+ izay samy mpanjakan’ny Joda,+ eny, ny teny nambara taminy tao amin’ny fahitana momba an’i Samaria+ sy Jerosalema:+