1 Tantara 11:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Ary nidina tany amin’ny harambato ny telo tamin’ireo telopolo lahy+ lehiben’ny tafika, ka tonga tany amin’i Davida tao amin’ilay lava-bato ao Adolama.+ Ny Filistinina kosa nitoby teny amin’ny lemaka ivan’ny Refaima.+
15 Ary nidina tany amin’ny harambato ny telo tamin’ireo telopolo lahy+ lehiben’ny tafika, ka tonga tany amin’i Davida tao amin’ilay lava-bato ao Adolama.+ Ny Filistinina kosa nitoby teny amin’ny lemaka ivan’ny Refaima.+