2 Samoela 14:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Koa nampaka vehivavy hendry+ tany Tekoa+ i Joaba, ka nilaza taminy hoe: “Aoka ianao mba hisaona ka hanao akanjo fisaonana, ary tsy hihoso-menaka.+ Ataovy toy ny hoe vehivavy efa nisaona nandritra ny andro maromaro ianao.+ 1 Tantara 4:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Ary i Asora+ rain’i Tekoa+ nanana vady roa: Hela sy Nara. 2 Tantara 11:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Dia naoriny indray i Betlehema,+ Etama,+ Tekoa,+ Jeremia 6:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Ry taranak’i Benjamina ô, mialà ao Jerosalema ka mitadiava fialofana! Tsofy ao Tekoa+ ny anjombona.+ Ataovy miakatra ao Beti-hakerema+ ny afo famantarana, satria efa mananontanona avy any avaratra ny loza, dia fandravana be.+
2 Koa nampaka vehivavy hendry+ tany Tekoa+ i Joaba, ka nilaza taminy hoe: “Aoka ianao mba hisaona ka hanao akanjo fisaonana, ary tsy hihoso-menaka.+ Ataovy toy ny hoe vehivavy efa nisaona nandritra ny andro maromaro ianao.+
6 Ry taranak’i Benjamina ô, mialà ao Jerosalema ka mitadiava fialofana! Tsofy ao Tekoa+ ny anjombona.+ Ataovy miakatra ao Beti-hakerema+ ny afo famantarana, satria efa mananontanona avy any avaratra ny loza, dia fandravana be.+