Eksodosy 15:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Handre izany ireo firenena+ ka hitebiteby.+Hanaintaina toy ny vehivavy mihetsi-jaza+ ny mponin’i Filistia. Deoteronomia 33:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 Tsy misy tahaka an’ilay Andriamanitr’i+ Jesorona,+Izay mitaingina ny lanitra mba hamonjy anao,+Eny, mitaingina ny lanitra feno rahona izy, amin’ny fahamboniany.+ Josoa 9:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Dia hoy ireo: “Avy any an-tany lavitra be+ izahay mpanomponao, ary tonga atỳ noho ny amin’ny anaran’i+ Jehovah Andriamanitrao. Efa renay mantsy ny lazany sy izay rehetra nataony tany Ejipta,+
14 Handre izany ireo firenena+ ka hitebiteby.+Hanaintaina toy ny vehivavy mihetsi-jaza+ ny mponin’i Filistia.
26 Tsy misy tahaka an’ilay Andriamanitr’i+ Jesorona,+Izay mitaingina ny lanitra mba hamonjy anao,+Eny, mitaingina ny lanitra feno rahona izy, amin’ny fahamboniany.+
9 Dia hoy ireo: “Avy any an-tany lavitra be+ izahay mpanomponao, ary tonga atỳ noho ny amin’ny anaran’i+ Jehovah Andriamanitrao. Efa renay mantsy ny lazany sy izay rehetra nataony tany Ejipta,+