18 Ny ra sasany kosa hahosony eo amin’ireo tandrok’ilay alitara+ eo anatrehan’i Jehovah, izany hoe ilay alitara ao amin’ny tranolay fihaonana. Ary ny ambin-dra dia hararany eo am-pototry ny alitaran’ny fanatitra dorana,+ izay eo amin’ny fidirana amin’ny tranolay fihaonana.