Levitikosy 1:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 “‘Raha omby no ateriny ho fanatitra dorana,+ dia tokony ho lahy tsy misy kilema.+ Eo amin’ny fidirana amin’ny tranolay fihaonana no hanolorany azy an-tsitrapo eo anatrehan’i Jehovah.+ Levitikosy 23:38 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 38 ankoatra ny sabatan’i Jehovah+ mbamin’ny fanomezana+ ataonareo sy ny fanatitra rehetra fanefana voady+ ary ny fanatitra an-tsitrapo+ rehetra, izay tokony homenareo an’i Jehovah.
3 “‘Raha omby no ateriny ho fanatitra dorana,+ dia tokony ho lahy tsy misy kilema.+ Eo amin’ny fidirana amin’ny tranolay fihaonana no hanolorany azy an-tsitrapo eo anatrehan’i Jehovah.+
38 ankoatra ny sabatan’i Jehovah+ mbamin’ny fanomezana+ ataonareo sy ny fanatitra rehetra fanefana voady+ ary ny fanatitra an-tsitrapo+ rehetra, izay tokony homenareo an’i Jehovah.