Genesisy 19:38 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 38 Ary ilay zandriny koa tera-dahy, ka nataony hoe Ben-amy ny anarany. Io no rain’ny taranak’i Amona,+ mandraka androany. Deoteronomia 23:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 “Tsy mahazo miditra ho anisan’ny fiangonan’i Jehovah na ny Amonita na ny Moabita.+ Na hatramin’ny taranany fahafolo aza tsy misy mahazo miditra ho anisan’ny fiangonan’i Jehovah, mandritra ny fotoana tsy voafetra.
38 Ary ilay zandriny koa tera-dahy, ka nataony hoe Ben-amy ny anarany. Io no rain’ny taranak’i Amona,+ mandraka androany.
3 “Tsy mahazo miditra ho anisan’ny fiangonan’i Jehovah na ny Amonita na ny Moabita.+ Na hatramin’ny taranany fahafolo aza tsy misy mahazo miditra ho anisan’ny fiangonan’i Jehovah, mandritra ny fotoana tsy voafetra.