Genesisy 35:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Dia maty i Rahely ka nalevina teny amin’ny lalana mankany Efrata, izay atao hoe Betlehema.+ 1 Tantara 2:51 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 51 Salma rain’i Betlehema,+ ary Harefa rain’i Beti-gadera. Matio 2:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 ‘Ary ianao, ry Betlehema+ ao amin’ny tanin’i Joda, tsy ianao velively no tanàna kely indrindra eo imason’ireo governoran’i Joda, satria avy aminao no hivoahan’ny mpitondra+ iray hiandry+ ny Israely oloko.’”
6 ‘Ary ianao, ry Betlehema+ ao amin’ny tanin’i Joda, tsy ianao velively no tanàna kely indrindra eo imason’ireo governoran’i Joda, satria avy aminao no hivoahan’ny mpitondra+ iray hiandry+ ny Israely oloko.’”