Deoteronomia 10:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Fa Andriamanitry ny andriamanitra+ sy Tompon’ny tompo+ i Jehovah Andriamanitrareo. Izy no Andriamanitra lehibe sy mahery ary mendrika hatahorana,+ izay tsy miangatra amin’iza na iza,+ ary tsy mandray kolikoly,+
17 Fa Andriamanitry ny andriamanitra+ sy Tompon’ny tompo+ i Jehovah Andriamanitrareo. Izy no Andriamanitra lehibe sy mahery ary mendrika hatahorana,+ izay tsy miangatra amin’iza na iza,+ ary tsy mandray kolikoly,+