Salamo 34:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Ny mason’i Jehovah mitsinjo ny olo-marina,+Ary ny sofiny mihaino ny antso vonjy ataon’izy ireo.+ Salamo 55:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Apetraho amin’i Jehovah izay manavesatra anao,+Fa izy no hanohana anao.+Tsy havelany hangozohozo mihitsy ny olo-marina.+ Salamo 62:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Matokia azy foana, rey olona!+Aoka ianareo hamboraka aminy ny ao am-ponareo.+Fialofantsika Andriamanitra.+ Sela. Salamo 115:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Matokia an’i Jehovah, ry Israely ô!+Izy no mpanampy sy ampingan’izy ireo.+ Ohabolana 29:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Fandrika ny tahotra olona,+ fa izay matoky an’i Jehovah no ho voaro.+ Romanina 16:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Nanao vivery ny ainy+ hamonjena ahy* mantsy izy mivady ireo. Koa tsy izaho ihany no misaotra+ azy fa ny fiangonana rehetra any amin’ny hafa firenena koa.
22 Apetraho amin’i Jehovah izay manavesatra anao,+Fa izy no hanohana anao.+Tsy havelany hangozohozo mihitsy ny olo-marina.+
8 Matokia azy foana, rey olona!+Aoka ianareo hamboraka aminy ny ao am-ponareo.+Fialofantsika Andriamanitra.+ Sela.
4 Nanao vivery ny ainy+ hamonjena ahy* mantsy izy mivady ireo. Koa tsy izaho ihany no misaotra+ azy fa ny fiangonana rehetra any amin’ny hafa firenena koa.