9 Ary hoy i Harbona,+ tandapan’ny+ mpanjaka: “Misy tsato-kazo+ mirefy dimampolo hakiho mitsangana ao akaikin’ny tranon’i Hamana. Nasain’i Hamana natao izy io mba hanantonana an’i Mordekay izay nilaza zavatra nahasoa ny mpanjaka.”+ Dia hoy ny mpanjaka: “Ahantony eo amin’izany i Hamana.”+