Estera 9:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Nifamory koa ny Jiosy sisa tany amin’ireo faritany+ nanerana ny fanjakana. Dia niaro ny ainy+ sy namaly faty+ an’ireo fahavalony izy ireo, ka nahafatesany dimy arivo sy fito alina ireo nankahala azy. Tsy nandroba fananana anefa izy ireo
16 Nifamory koa ny Jiosy sisa tany amin’ireo faritany+ nanerana ny fanjakana. Dia niaro ny ainy+ sy namaly faty+ an’ireo fahavalony izy ireo, ka nahafatesany dimy arivo sy fito alina ireo nankahala azy. Tsy nandroba fananana anefa izy ireo