-
Joba 42:8Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
8 Koa makà ombilahy fito sy ondrilahy fito,+ ka mankanesa any amin’i Joba mpanompoko,+ ary manolora fanatitra dorana noho ny fahotanareo. Dia hivavaka ho anareo i Joba mpanompoko,+ fa izy ihany no hohenoiko, mba tsy hanalako baraka anareo noho ny hadalanareo. Tsy nilaza ny marina momba ahy mantsy ianareo, tsy mba tahaka an’i Joba mpanompoko.”+
-