Salamo 10:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 I Jehovah dia Mpanjaka mandritra ny fotoana tsy voafetra, eny, mandrakizay.+Ringana tsy ho amin’ny tany ireo firenena.+ Salamo 37:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Rehefa afaka kelikely, dia tsy hisy intsony ny ratsy fanahy.+Handinika an’izay nisy azy ianao, nefa tsy ho eo intsony izy.+ Ohabolana 10:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Ny fahatsiarovana ny olo-marina dia hitondra fitahiana ho azy,+ fa ho lo kosa ny anaran’ny ratsy fanahy.+ Isaia 26:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Maty izy ireo ka tsy ho velona intsony.+ Maty tsy mahefa na inona na inona+ izy ireo ka tsy ho tafatsangana intsony.+ Koa nandinika azy ireo ianao mba handringana azy sy hanafoana tanteraka ny fahatsiarovana azy.+
16 I Jehovah dia Mpanjaka mandritra ny fotoana tsy voafetra, eny, mandrakizay.+Ringana tsy ho amin’ny tany ireo firenena.+
10 Rehefa afaka kelikely, dia tsy hisy intsony ny ratsy fanahy.+Handinika an’izay nisy azy ianao, nefa tsy ho eo intsony izy.+
7 Ny fahatsiarovana ny olo-marina dia hitondra fitahiana ho azy,+ fa ho lo kosa ny anaran’ny ratsy fanahy.+
14 Maty izy ireo ka tsy ho velona intsony.+ Maty tsy mahefa na inona na inona+ izy ireo ka tsy ho tafatsangana intsony.+ Koa nandinika azy ireo ianao mba handringana azy sy hanafoana tanteraka ny fahatsiarovana azy.+