Salamo 9:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Hatoky anao izay mahalala ny anaranao,+Satria ianao tsy hahafoy an’izay mitady anao, Jehovah ô!+ Salamo 84:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Fa masoandro+ sy ampinga+ i Jehovah Andriamanitra,Fankasitrahana sy voninahitra no omeny.+Tsy hiahotra ny hanome zava-tsoa ho an’izay mandeha tsy misy tsiny i Jehovah.+
11 Fa masoandro+ sy ampinga+ i Jehovah Andriamanitra,Fankasitrahana sy voninahitra no omeny.+Tsy hiahotra ny hanome zava-tsoa ho an’izay mandeha tsy misy tsiny i Jehovah.+