Salamo 64:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Mikiry miteny zava-dratsy ireny,+Ary milaza ny hanafina fandrika,+Ka manao hoe: “Iza no hahita an’izany?”+ Salamo 119:110 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 110 Mamela-pandrika hahazoana ahy ny ratsy fanahy.+Tsy mivaona amin’ny didinao anefa aho.+ Lioka 20:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Nanara-maso akaiky an’i Jesosy àry izy ireo, ary naniraka olona izay nokaramaina mangingina mba hiseho ho olo-marina, mba hamandrihana+ an’i Jesosy amin’ny teny, ka hanolorana azy any amin’ny fitondrana sy eo am-pelatanan’ny governora.*+
5 Mikiry miteny zava-dratsy ireny,+Ary milaza ny hanafina fandrika,+Ka manao hoe: “Iza no hahita an’izany?”+
20 Nanara-maso akaiky an’i Jesosy àry izy ireo, ary naniraka olona izay nokaramaina mangingina mba hiseho ho olo-marina, mba hamandrihana+ an’i Jesosy amin’ny teny, ka hanolorana azy any amin’ny fitondrana sy eo am-pelatanan’ny governora.*+