Salamo 3:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Mitsangàna,+ Jehovah ô! Vonjeo aho,+ ry Andriamanitro ô!+Asio eo amin’ny valanoranony ny fahavaloko rehetra,+Ary ataovy tapatapaka ny nifin’ny ratsy fanahy.+ Salamo 35:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Miarena ka mifohaza mba hitsara ahy,+Eny, mifohaza mba handray an-tanana ny adiko eo amin’ny fitsarana, Jehovah Andriamanitro ô!+
7 Mitsangàna,+ Jehovah ô! Vonjeo aho,+ ry Andriamanitro ô!+Asio eo amin’ny valanoranony ny fahavaloko rehetra,+Ary ataovy tapatapaka ny nifin’ny ratsy fanahy.+
23 Miarena ka mifohaza mba hitsara ahy,+Eny, mifohaza mba handray an-tanana ny adiko eo amin’ny fitsarana, Jehovah Andriamanitro ô!+