Salamo 109:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 Ampio aho, ry Jehovah Andriamanitro ô!+Vonjeo aho noho ny hatsaram-panahinao feno fitiavana.+ Matio 27:43 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 43 Nitoky tamin’Andriamanitra izy. Koa raha tia azy Andriamanitra, dia aoka hamonjy+ azy ankehitriny, satria hoy izy: ‘Zanak’Andriamanitra aho.’”+ 1 Timoty 4:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Fa ho amin’izany tanjona izany no iasantsika mafy sy ikelezantsika aina,+ satria isika manantena+ an’Andriamanitra velona, Mpamonjy+ ny karazan’olona rehetra,+ indrindra fa ireo tsy mivadika.+
43 Nitoky tamin’Andriamanitra izy. Koa raha tia azy Andriamanitra, dia aoka hamonjy+ azy ankehitriny, satria hoy izy: ‘Zanak’Andriamanitra aho.’”+
10 Fa ho amin’izany tanjona izany no iasantsika mafy sy ikelezantsika aina,+ satria isika manantena+ an’Andriamanitra velona, Mpamonjy+ ny karazan’olona rehetra,+ indrindra fa ireo tsy mivadika.+