Joba 10:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Moa ve tsy efa vitsy ny androko?+ Aoka Izy handeha,Eny, aoka Izy tsy hibanjina ahy, mba ho miramirana+ kely aho Joba 14:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Avilio tsy hibanjina azy intsony ny masonao, mba hakany aina+Mandra-pahitany fifaliana, toy ny fifalian’ny mpikarama rehefa mifarana ny andro iray.
20 Moa ve tsy efa vitsy ny androko?+ Aoka Izy handeha,Eny, aoka Izy tsy hibanjina ahy, mba ho miramirana+ kely aho Joba 14:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Avilio tsy hibanjina azy intsony ny masonao, mba hakany aina+Mandra-pahitany fifaliana, toy ny fifalian’ny mpikarama rehefa mifarana ny andro iray.
6 Avilio tsy hibanjina azy intsony ny masonao, mba hakany aina+Mandra-pahitany fifaliana, toy ny fifalian’ny mpikarama rehefa mifarana ny andro iray.