Joba 9:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 Raha niteny aho hoe: ‘Aoka hohadinoiko ny zavatra mampanahy ahy,+Ary tsy hanjonitra intsony ny tarehiko fa hataoko miramirana,’+ Salamo 39:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Avilio tsy hijery ahy ny masonao mba ho miramirana aho,+Alohan’ny hahalasanako ka tsy hisiako intsony.”+
27 Raha niteny aho hoe: ‘Aoka hohadinoiko ny zavatra mampanahy ahy,+Ary tsy hanjonitra intsony ny tarehiko fa hataoko miramirana,’+
13 Avilio tsy hijery ahy ny masonao mba ho miramirana aho,+Alohan’ny hahalasanako ka tsy hisiako intsony.”+