Ohabolana 16:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Ny fon’ny hendry mahatonga azy ho lalin-tsaina sy handanjalanja izay teneniny,+ ary maharesy lahatra olona ny zavatra lazainy.+ Mpitoriteny 10:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Ahazoana fankasitrahana ny teny aloaky ny vavan’ny hendry,+ fa ny molotry ny adala kosa hitera-pahavoazana ho an’ny tenany.+
23 Ny fon’ny hendry mahatonga azy ho lalin-tsaina sy handanjalanja izay teneniny,+ ary maharesy lahatra olona ny zavatra lazainy.+
12 Ahazoana fankasitrahana ny teny aloaky ny vavan’ny hendry,+ fa ny molotry ny adala kosa hitera-pahavoazana ho an’ny tenany.+