Salamo 37:30 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 30 Ny vavan’ny olo-marina no mibitsika fahendrena,+Ary ny lelany no manambara ny rariny.+ Ohabolana 22:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Aoka ianao hanongilan-tsofina sy hihaino ny tenin’ny hendry,+ mba hitandreman’ny fonao ny fahalalana avy amiko.+ Ohabolana 22:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Fa tsara raha raketinao ao am-ponao ny teniny,+ mba ho vonona hilaza izany teny rehetra izany ny molotrao.+ Matio 12:35 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 35 Ny olona tsara dia mamoaka zavatra tsara avy amin’ny tahiry tsara ananany,+ fa ny olona ratsy fanahy kosa mamoaka zavatra ratsy avy amin’ny tahiry ratsy ananany.+
17 Aoka ianao hanongilan-tsofina sy hihaino ny tenin’ny hendry,+ mba hitandreman’ny fonao ny fahalalana avy amiko.+
18 Fa tsara raha raketinao ao am-ponao ny teniny,+ mba ho vonona hilaza izany teny rehetra izany ny molotrao.+
35 Ny olona tsara dia mamoaka zavatra tsara avy amin’ny tahiry tsara ananany,+ fa ny olona ratsy fanahy kosa mamoaka zavatra ratsy avy amin’ny tahiry ratsy ananany.+