14 Na izany aza dia nanjaka hatramin’i Adama ka hatramin’i Mosesy ny fahafatesana,+ eny, na teo amin’ireo tsy nanao fahotana toy ny an’i Adama aza,+ dia i Adama izay misy itoviana amin’ilay ho avy.+
8 Ary nahita aho fa iny nisy soavaly hatsatra. Nantsoina hoe Fahafatesana ilay nitaingina azy, ary nanaraka azy akaiky ny Fasana.*+ Dia nomena fahefana tamin’ny ampahefatry ny tany ireo mba hamono amin’ny sabatra+ lava lela sy ny mosary+ sy ny aretina mahafaty ary ny bibidia+ eto an-tany.