Deoteronomia 23:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 “Raha mivoady amin’i Jehovah+ Andriamanitrao ianao dia aza ela fanefa,+ satria tena hampamoahin’i Jehovah Andriamanitrao ny amin’izany ianao ka ho fahotana ho anao tokoa izany.+ Salamo 15:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Laviny tanteraka ny olona fanamavo,+Fa izay matahotra an’i Jehovah no hajainy.+Tsy mivadika amin’ny fianianany izy, na dia mitondra fahavoazana ho azy aza izany.+ Salamo 76:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Manaova voady amin’i Jehovah Andriamanitrareo ianareo rehetra manodidina azy, ary efao aminy izany.+Aoka ianareo hitondra fanomezana amin-tahotra.+ Mpitoriteny 5:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Raha mivoady amin’Andriamanitra ianao, dia efao izany+ fa aza mangataka andro, satria tsy hahazo sitraka ny adala.+ Koa efao ny voadinao.+ Jona 2:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Fa izaho kosa hanolotra fisaorana ho anao sady hanao sorona ho anao.+Izay voady nataoko dia hefaiko.+ Avy amin’i Jehovah ny famonjena.”+ Matio 5:33 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 33 “Efa renareo koa fa voalaza tamin’ny olona fahiny hoe: ‘Aza mianiana+ nefa avy eo tsy manatanteraka, fa tsy maintsy efainao amin’i Jehovah ny voadinao.’+
21 “Raha mivoady amin’i Jehovah+ Andriamanitrao ianao dia aza ela fanefa,+ satria tena hampamoahin’i Jehovah Andriamanitrao ny amin’izany ianao ka ho fahotana ho anao tokoa izany.+
4 Laviny tanteraka ny olona fanamavo,+Fa izay matahotra an’i Jehovah no hajainy.+Tsy mivadika amin’ny fianianany izy, na dia mitondra fahavoazana ho azy aza izany.+
11 Manaova voady amin’i Jehovah Andriamanitrareo ianareo rehetra manodidina azy, ary efao aminy izany.+Aoka ianareo hitondra fanomezana amin-tahotra.+
4 Raha mivoady amin’Andriamanitra ianao, dia efao izany+ fa aza mangataka andro, satria tsy hahazo sitraka ny adala.+ Koa efao ny voadinao.+
9 Fa izaho kosa hanolotra fisaorana ho anao sady hanao sorona ho anao.+Izay voady nataoko dia hefaiko.+ Avy amin’i Jehovah ny famonjena.”+
33 “Efa renareo koa fa voalaza tamin’ny olona fahiny hoe: ‘Aza mianiana+ nefa avy eo tsy manatanteraka, fa tsy maintsy efainao amin’i Jehovah ny voadinao.’+