Salamo 50:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Manambara ny fahamarinan’Andriamanitra ny lanitra,+Fa Andriamanitra no Mpitsara.+ Sela. Romanina 3:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Sanatria izany! Aoka Andriamanitra no ho hita fa marina+ ary ny olona rehetra kosa ho hita fa mpandainga,+ araka ny voasoratra hoe: “Mba ho hita fa marina ianao amin’izay lazainao, ary handresy rehefa tsaraina.”+
4 Sanatria izany! Aoka Andriamanitra no ho hita fa marina+ ary ny olona rehetra kosa ho hita fa mpandainga,+ araka ny voasoratra hoe: “Mba ho hita fa marina ianao amin’izay lazainao, ary handresy rehefa tsaraina.”+