Romanina 3:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Fa samy efa nanota ny rehetra+ ka tsy mahatratra ny voninahitr’Andriamanitra.+ Efesianina 2:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Tamintsika teo amin’izy ireo, dia nitondra tena araka ny fanirian’ny nofontsika isika rehetra taloha,+ ka nanao izay danin’ny nofontsika+ sy ny saintsika. Ary efa zanaky ny fahatezerana+ toy ny hafa rehetra isika hatramin’ny nahaterahantsika.
3 Tamintsika teo amin’izy ireo, dia nitondra tena araka ny fanirian’ny nofontsika isika rehetra taloha,+ ka nanao izay danin’ny nofontsika+ sy ny saintsika. Ary efa zanaky ny fahatezerana+ toy ny hafa rehetra isika hatramin’ny nahaterahantsika.