Salamo 97:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Nitsonika toy ny savoka ny tendrombohitra noho ny amin’i Jehovah,+Eny, noho ny amin’ilay Tompon’ny tany manontolo.+ Mika 1:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Dia hitsonika eo ambany tongony ny tendrombohitra,+ ary hitresaka ny lemaka iva, toy ny savoka taninin’ny afo,+ sy toy ny rano araraka eny amin’ny hantsana.
5 Nitsonika toy ny savoka ny tendrombohitra noho ny amin’i Jehovah,+Eny, noho ny amin’ilay Tompon’ny tany manontolo.+
4 Dia hitsonika eo ambany tongony ny tendrombohitra,+ ary hitresaka ny lemaka iva, toy ny savoka taninin’ny afo,+ sy toy ny rano araraka eny amin’ny hantsana.