Salamo 91:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Satria izaho no niraiketan’ny fony+Dia hanafaka azy aho.+Harovako izy, satria nanjary nahalala ny anarako.+ Jakoba 1:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Sambatra izay olona miaritra hatrany rehefa iharam-pitsapana,+ satria rehefa ankasitrahana izy, dia hahazo ny satroboninahitry ny fiainana,+ izay nampanantenain’i Jehovah an’ireo tia azy foana.+
14 Satria izaho no niraiketan’ny fony+Dia hanafaka azy aho.+Harovako izy, satria nanjary nahalala ny anarako.+
12 Sambatra izay olona miaritra hatrany rehefa iharam-pitsapana,+ satria rehefa ankasitrahana izy, dia hahazo ny satroboninahitry ny fiainana,+ izay nampanantenain’i Jehovah an’ireo tia azy foana.+