2 Tantara 12:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Nanao izay ratsy+ anefa i Rehoboama, satria tsy tena tapa-kevitra tamin’ny fony manontolo ny hitady an’i Jehovah.+ Salamo 81:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Koa navelako handeha araka ny ditran’ny fony izy,+Ka nanao izay saim-pantany.+ Jeremia 7:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Tsy nihaino anefa izy ireo na nanongilan-tsofina,+ fa nandeha araka izay saim-pantany sy ny ditran’ny fo ratsiny,+ hany ka nihemotra izy ireo fa tsy nandroso,+
14 Nanao izay ratsy+ anefa i Rehoboama, satria tsy tena tapa-kevitra tamin’ny fony manontolo ny hitady an’i Jehovah.+
24 Tsy nihaino anefa izy ireo na nanongilan-tsofina,+ fa nandeha araka izay saim-pantany sy ny ditran’ny fo ratsiny,+ hany ka nihemotra izy ireo fa tsy nandroso,+