5 Dia tsy nitsahatra nanome tsiny an’Andriamanitra+ sy Mosesy+ ny vahoaka hoe: “Nahoana ianareo no nitondra anay niakatra avy tany Ejipta mba ho faty atỳ an-tany efitra?+ Fa tsy misy mofo na rano+ atỳ, ary efa maharikoriko anay itony mofo tsisy ilana azy itony.”+