Eksodosy 16:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Rehefa nahita izany ny zanak’Israely, dia nifanontany hoe: “Fa inona ireny?” Tsy fantany mantsy hoe inona ilay izy. Koa hoy i Mosesy taminy: “Mofo nomen’i Jehovah ho sakafonareo ireny.+ Nomery 11:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Fa izao kosa maina mihitsy ny ainay. Ary ny masonay tsy mba mahita na inona na inona afa-tsy mana.”+ Salamo 78:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Dia nandrotsaka mana hohanin’izy ireo izy,+Ka nomeny azy ireo ny sakafo avy any an-danitra.+
15 Rehefa nahita izany ny zanak’Israely, dia nifanontany hoe: “Fa inona ireny?” Tsy fantany mantsy hoe inona ilay izy. Koa hoy i Mosesy taminy: “Mofo nomen’i Jehovah ho sakafonareo ireny.+
6 Fa izao kosa maina mihitsy ny ainay. Ary ny masonay tsy mba mahita na inona na inona afa-tsy mana.”+