Nomery 14:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Farany, dia hoy i Jehovah tamin’i Mosesy: “Mandra-pahoviana+ ity vahoaka ity no tsy hanaja ahy+ sy tsy hino ahy, na dia teo aza ny famantarana rehetra nataoko teo aminy?+ Salamo 78:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Vao mainka nanota taminy anefa izy ireo,+Ka nikomy tamin’ny Avo Indrindra, tany amin’ny faritra karakaina.+
11 Farany, dia hoy i Jehovah tamin’i Mosesy: “Mandra-pahoviana+ ity vahoaka ity no tsy hanaja ahy+ sy tsy hino ahy, na dia teo aza ny famantarana rehetra nataoko teo aminy?+
17 Vao mainka nanota taminy anefa izy ireo,+Ka nikomy tamin’ny Avo Indrindra, tany amin’ny faritra karakaina.+