15 “‘Aza manao ny tsy rariny rehefa mitsara. Aza momba ny mahantra satria hoe mahantra izy,+ nefa aza iangarana koa ny manankarena.+ Tokony ho ara-drariny no hitsaranao ny namanao.
8 Aza atao mahagaga anao ny mahita ny fampahoriana ny mahantra sy ny fanitsakitsahana ny rariny+ sy ny hitsiny ao amin’ny faritany,+ fa ilay ambony kokoa noho ny ambony+ dia manara-maso,+ ary mbola misy aza ny ambony noho ireo.