13 Izao no famaranan-teny rehefa re izany rehetra izany: Matahora an’Andriamanitra+ ka tandremo ny didiny,+ fa izany no adidy tokony hataon’ny olombelona.
39 Fo iray no homeko azy ireo,+ ary lalana iray no hasaiko harahiny, mba hatahorany ahy foana. Amin’izay dia hahita soa izy sy ny zanany mandimby azy.+