Deoteronomia 6:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Amin’izay dia hatahotra+ an’i Jehovah Andriamanitrao ianao, ka hitandrina ny lalàny rehetra sy ny didiny andidiako anao sy ny zanakao ary ny zafinao,+ mandritra ny androm-piainanao, ary mba ho lava andro iainana koa ianao.+ Salamo 119:35 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 35 Ampandehano eo amin’ny lalan’ny didinao aho,+Fa mahafinaritra ahy izany.+ 1 Petera 2:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Hajao ny karazan’olona rehetra,+ tiavo ny rahalahy rehetra ao amin’ny finoana,+ matahora an’Andriamanitra,+ hajao ny mpanjaka.+ 1 Jaona 5:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Izao no fitiavana+ an’Andriamanitra, dia ny hitandremantsika ny didiny.+ Tsy mavesatra anefa ny didiny,+
2 Amin’izay dia hatahotra+ an’i Jehovah Andriamanitrao ianao, ka hitandrina ny lalàny rehetra sy ny didiny andidiako anao sy ny zanakao ary ny zafinao,+ mandritra ny androm-piainanao, ary mba ho lava andro iainana koa ianao.+
17 Hajao ny karazan’olona rehetra,+ tiavo ny rahalahy rehetra ao amin’ny finoana,+ matahora an’Andriamanitra,+ hajao ny mpanjaka.+
3 Izao no fitiavana+ an’Andriamanitra, dia ny hitandremantsika ny didiny.+ Tsy mavesatra anefa ny didiny,+