2 Samoela 7:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Ny hatsaram-panahiko feno fitiavana dia tsy hiala aminy toy ny nanesorako izany tamin’i Saoly,+ izay nalako tamin’ny toerany noho ny aminao. 1 Tantara 17:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Izaho ho rainy,+ ary izy ho zanako.+ Ary ny hatsaram-panahiko feno fitiavana dia tsy hesoriko aminy+ toy ny nanesorako izany tamin’ilay talohanao.+ Salamo 61:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Hitoetra eo anatrehan’Andriamanitra mandritra ny fotoana tsy voafetra izy.+Tendreo hiaro azy ny hatsaram-panahy feno fitiavana sy ny fahamarinana.+ Asan’ny Apostoly 13:34 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 34 Ary izao no fomba nilazany ny nananganany azy tamin’ny maty mba tsy ho lo intsony: ‘Hanehoako hatsaram-panahy feno fitiavana ianareo, dia ilay hatsaram-panahy azo itokisana izay nasehoko tamin’i Davida.’+
15 Ny hatsaram-panahiko feno fitiavana dia tsy hiala aminy toy ny nanesorako izany tamin’i Saoly,+ izay nalako tamin’ny toerany noho ny aminao.
13 Izaho ho rainy,+ ary izy ho zanako.+ Ary ny hatsaram-panahiko feno fitiavana dia tsy hesoriko aminy+ toy ny nanesorako izany tamin’ilay talohanao.+
7 Hitoetra eo anatrehan’Andriamanitra mandritra ny fotoana tsy voafetra izy.+Tendreo hiaro azy ny hatsaram-panahy feno fitiavana sy ny fahamarinana.+
34 Ary izao no fomba nilazany ny nananganany azy tamin’ny maty mba tsy ho lo intsony: ‘Hanehoako hatsaram-panahy feno fitiavana ianareo, dia ilay hatsaram-panahy azo itokisana izay nasehoko tamin’i Davida.’+