Salamo 103:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Mihelina toy ny ahi-maitso ny androm-piainan’ny olombelona mety maty.+Mamony izy, nefa vetivety ihany toy ny voninkazo eny an-tsaha.+ Isaia 40:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Injay misy milaza hoe: “Miantsoantsoa!”+ Dia misy mamaly hoe: “Hiantso hoe ahoana?” “Ahitra ihany ny nofo rehetra, ary toy ny voninkazo eny an-tsaha+ ny hatsaram-panahiny rehetra. Isaia 51:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 “Izaho Ilay mampionona anareo.+ “Koa nahoana ianao no matahotra ny olombelona mety maty izay ho faty ihany,+ sy ny zanak’olombelona izay ho toy ny ahitra?+ 1 Petera 1:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Fa “tahaka ny ahitra ny nofo rehetra, ary tahaka ny vonin’ny ahitra ny voninahiny rehetra.+ Malazo ny ahitra, ary mihintsana ny voniny,+
15 Mihelina toy ny ahi-maitso ny androm-piainan’ny olombelona mety maty.+Mamony izy, nefa vetivety ihany toy ny voninkazo eny an-tsaha.+
6 Injay misy milaza hoe: “Miantsoantsoa!”+ Dia misy mamaly hoe: “Hiantso hoe ahoana?” “Ahitra ihany ny nofo rehetra, ary toy ny voninkazo eny an-tsaha+ ny hatsaram-panahiny rehetra.
12 “Izaho Ilay mampionona anareo.+ “Koa nahoana ianao no matahotra ny olombelona mety maty izay ho faty ihany,+ sy ny zanak’olombelona izay ho toy ny ahitra?+
24 Fa “tahaka ny ahitra ny nofo rehetra, ary tahaka ny vonin’ny ahitra ny voninahiny rehetra.+ Malazo ny ahitra, ary mihintsana ny voniny,+